Home » People & Blogs » TANN FAYA Ft DJ MIJAY - Fo Nandra (Lyrics by Lyrics Luv Song) 2018

TANN FAYA Ft DJ MIJAY - Fo Nandra (Lyrics by Lyrics Luv Song) 2018

Written By Dimitri ANDRIANOME on Friday, Oct 12, 2018 | 08:06 AM

 
Fa niaraka 'zahay ny omaly Nisaraka sahady ny ampitso F' iny ny adalako ihany ny niantso ilay fozakely iny hoe piso Izy tsy adala ry zama fa ny ahy fo nandra ka aleo zah no diso Ny ahy efa fantatro ihany kanefa nidirako na dia masiso! Izy toa tsapako faly Fa zah 'ty jaly e Izy toa tsapako ravo! Kanefa ny foko ny aty marary Mba leo ihany ilay antony itiavako azy ahy Nefa raha lavitra azy handraiky manavy ahy Manavy, Ny ahy Fo Nandra  Ny ahy Fo Nandra Ny ahy Fo Nandra ... Zah efa mainty vilany Fa mbola tia ihany, fa mbola tia ihany Za efa mihinan' ny fatiko Niaritra eo ihany, fa niaritra eo ihany 'Lay tena olana zah dia matoky 'zay rehetra miteny hoe tia ahy Ary zah tena mandray ary mino ny hoe handao ahy sanatria Hoentin'ny avia ry mino aho Nihodina havanana, nino aho Nataoko daholo 'zay tiany ho'aho 'Zay zavatra tsy mba nampino ahy Dia nino aho Dia nino aho Satria Fo Nandra ny ahy Satria ny Fo Nandra