Home » People & Blogs » Ireo zavatra Hiainanay bevohoka

Ireo zavatra Hiainanay bevohoka

Written By Antso Bommartin on Tuesday, Dec 12, 2017 | 03:04 AM

 
Vaovao mahafinaritra no zaraiko ao@ity vidéo ity? Ireo tsara ho fantatra rehetra mikasika n'y fitondrana vohoka...@maha Antso Bommartin azy ilay resaka! “Ato @ ity Clash ity no hitantarako anareo ireo tebiteby, ireo sorisory kely ary ireo fahasambarana rehefa bevohoka. Ankafizo e! Taggeo ny namanao tena mila mijery an’ity » Réalisation, montage, cadrage : Antso Bommartin Io ilay invités siorprizy! ☺