Home » Music » 'ZAY - Nitempo Anao

'ZAY - Nitempo Anao

Written By IVENCO COMPANY on Monday, Oct 18, 2021 | 07:22 AM

 
"Nitempo Anao" par 'Zay, Octobre 2021. Production: IVENCO Auteur - Compositeur : Nary Lyrics: Eny !!! Tsy maintsy handeha ianao androany !! Tsy maintsy hamonjy ny akany !! Fohy ilay fotoana nahalalako anao , Fa tena mamy sy tsy hay hoadinoina!! Eny!! Ianao moa tsy natao ho onina eto , Izaho koa tsy afaka ny ho any !! Saingy hankiniko amin-DRay ny momba antsika , Indray andro any, rehefa anjara hiaona ihany !! Sento miaro tsiky kely no Indro miakatra !! Tsy mahafoy ny anilanao , tsy te hisaraka !!! Refrain: Ka raha tsy hiaona intsony ary ny lalantsika roa, Raha tsy hoanjarako intsony ny hahita anao !! Hoataoko ampy ahy ireo fotoana mamy , Niainako teo aminao !!! Eny!!! Efa hitanao moa ny misy ahy , Ka raha toa indray andro any Misy ny faniriana te hiverina , Miandry anao ilay notairinao!!! ...... Fohy fa tao anaty tao Ilay fo......nitempo anao !!!